06 Aogositra, 2008 14:50
Adieu mon doux-doux !
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Ankapobeny ][ (7) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Toa hevitra tsara indray ity hoe ny friandises no taxer-na be ! Tena MANAIKY be mihitsy aho fa tsy ny PPN akory no fantsihina nefa atao mivandravandra isan'andro hoe : " Evitez de manger trop gras, trop sucré, trop salé " sy ny hoe " Manger au moins 5 fruits et légumes tous les jours ". OUF, ..... un soupçon de sagesse!
05 Aogositra, 2008 11:25
Tsidika tany hafa
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (7) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ho anay tsy nandia tany betsaka, dia ny tv no atao mahamay ! Eo no hitsidihina ny toeran-kafa ary variana tokoa : Ushuaïa, Iles .. était une fois, J'irai dormir chez vous etc. (tohiny)