Mba tiako ity hira ity ! Sao mba misy afaka manome ilay tonony e ? Nohiraina tao ampiangonanay ny refrain an'izy ity taona maro lasa izay : " je suis béni ", dia gaga aho mahare ny nanohizan'ireto mpihira ireto azy, toa haïtiens no fahitako azy ireo e ?