« Mialoha | Manaraka»
22 Aprily, 2010 07:13
Tena milamina mihitsy ny saiko izao
......... ho an'izay rehetra mankasitraka e ! )
Mitondra fiadanana anaty mihitsy.
Misaotra nizara ee :-)
Tena milamina tokoa ny saina maka an'eritreritra an'ity toerana anaty ala misy rivotra madio sy rano madio mikoriana avy any an-tendrombohitra.
Misaotra anareo nandalo. Io no fond d'écran-ko izao aloha fa mahafinaritra, tany Sydney io.
Tena marina mihitsy fa mampilamin-tsaina ny sary toy itony ! Misaotra betsaka e !
tena marina zany ra za no tonga any tena milamina tsy misy otran'zany
Mahafinaritra ny natiora fa misaotra nitondra filaminan-tsaina ô!
Mazotoa mamaky ary raha misy fanontaniana tianao hapetraka hanampiana anao dia apetraho fa valiako raha mbola azoko atao. Mirary soa hatrany, dia misaotra nandalo e.
Powered by Lifetype. Design by WPThemes.Info Converted to use with LifeType by James Huang. Valid XHTML and CSS
17/04/2010, 20:17
Tena milamina mihitsy ny saiko izao
09/04/2010, 11:46
......... ho an'izay rehetra mankasitraka e ! )
09/04/2010, 11:44
Mitondra fiadanana anaty mihitsy.
Misaotra nizara ee :-)
09/04/2010, 09:30
Tena milamina tokoa ny saina maka an'eritreritra an'ity toerana anaty ala misy rivotra madio sy rano madio mikoriana avy any an-tendrombohitra.
09/04/2010, 08:36
Misaotra anareo nandalo. Io no fond d'écran-ko izao aloha fa mahafinaritra, tany Sydney io.
09/04/2010, 08:05
Tena marina mihitsy fa mampilamin-tsaina ny sary toy itony ! Misaotra betsaka e !
09/04/2010, 07:22
tena marina zany ra za no tonga any tena milamina tsy misy otran'zany
08/04/2010, 22:37
Mahafinaritra ny natiora fa misaotra nitondra filaminan-tsaina ô!