Fahatsirovako

Ity dia na toa hametrahako ireo fahatsiarovako betsaka taloha. Mety ho itanao ao tampoka ny sarinao koa dia omeo hafatra kely aho raha izay no mitranga fa matoa ianao ao dia efa ela isika no nihaona farany !!!!