Ny voninkazoko

Maro ihany izy ireo ary misy ary tsy fantatro anarana fa dia apetrako aloha mandram-pà !

Folder
..
Ibiscus double : misy loko isan-karazany izy itony. Tsara tarehy tokoa saingy iray andro ihany no faharetan'ny voniny. Manome voniny betsaka isan'andro anefa izy ka tsy maninona.
IMG_0384.JPG

169 KB
2048 x 1536