29 Martsa, 2008 15:32
Bouboul nihira azy !
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sary ][ (5) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Iza no mahatdidy ity toerana ity ?
Efa tamin'ny 1974 aho no tany nefa mbola itako ao foana io baobab io t@ izaho nandalo tany tamin'ny janoary 2007.
Firy taona ary izy io ?

Kdômbitah
29 Martsa, 2008 14:07
E e e, voankazo an'ala !
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Ankapobeny ][ (1) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ahatsiarovako ilay any aminay e ! Indrindra rehefa tonga ny hoe " litchis de Madagascar " eny amin'ny mpivarotra lehibe ! MIAMMMM ! Fantatrareo moa fa ny manga ny voankazo mahazo ny laharana faharoa tena be mpihinana indrindra eran-tany aorian'ny akondro ?

Kdômbitah !




