24 Aprily, 2008 16:25
Salegy (akarina)
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sary ][ (5) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ny hiran'izy ireo no niangaly ny anganontsika rehefa alakamisy hariva taloha !

24 Aprily, 2008 16:03
Mahalasa eritreritra
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (2) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Resabe ankehitriny ny hoe hisy crise-na vary hono izao atsy ho atsy fa mbola tsy mbola tonga aty ny fiantraikany, ka hisondrotra 2 na 3 avo heny ny vidiny tsy ho ela. (tohiny)
24 Aprily, 2008 11:35
Boky fahiny
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Tahiry tsy adino ][ (5) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Lasa ny saiko, mitamberina ny fahiny !!! Variana aho mahatsiaro ilay boky nahafinaritra ahy ny namaky azy satria feno tantara maro nitaiza tao anatiny.
Niatomboka tamin'ny boky tany amin'ny kilasy ambany indridnra ary tena nalaza tokoa : " LALA sy NORO " ! Ha ha ha : " milalao lolo i Lala ... " dray dray dray, misy ilay sarina zazalahy kely milalao lolo ngôdabé !!!!! Tandremo letsy ! Iny ve tsy hanaikitra ? (tohiny)




