Kiiiii, tena te-hihinana trondro endasina aho izany ! Ilay trondro madinidinika fahita any Dago ilay atohitohy eny an-tsisin-dàlana ireny !  (tohiny)