29 Martsa, 2009 22:46
Fetiko androany
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Tahiry tsy adino ][ (14) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Tsiaro iray ilay nanokafako ny masoko 
Teo an-tratran'i mama, tanaty tsikin'i dada.
Andro tokana tsy mety hadinoina
No mitsingerina anio.
Taona maro no nilefa, fahendrena no mitombo
Miampy hatrany be fiavy.
Ny volo miova loko, tsiky no hasetry izany satria
Fotoan-dehibe manan-danja no nodiavina..
Eny, firy taona no ho tratra izay homen’ilay Nahary,
Ekeko foana, tokana io manan-jara.
Izy no nanome, Izy no mbola haka : hanararaotra aho izany
Fa tsy hisy intsony indray andro any ity tamberiko.
Nirina 28/03/2009
22 Martsa, 2009 17:10
Fanjakana tetezamita zao lety e !!!! (nampiana)
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (13) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
14 Martsa, 2009 20:25
Jerena fontsiny
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Hehy ][ (4) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]






