Efa atsy ho atsy no haniry nify ny akoho satria misy nify ilay alika ! Jereo itony izy na ny akohovavy manan-janaka ary mahavatra manafana ny zanaky ny hafa razana aminy. Efa hanome  Undecided....... lesona antsika ny biby Yell......... atsy ho atsy .......... angambany ! Dray dray dray,  tsy ho hitako anie izanySealed.
 
Bla bla bla : mety ilain'ny Hery ilay hira "cot cot cot" fa mandaitra be, mahafatifaty. Sarobabay, izay voa aza tezitra ô Money mouth! 

08/04/09

(18h10) : Bola grèv be aty izao. Karama fonksionera tsy misy fa ny an'militera no vonjena

(18h25) : Miasa. Tapaka ny karama vo tsy miasa, grevy mand fona samedi tena b olon, orana aza maly mbola b olona, bank central aza zao migrev, tsy avelany mivoaka ny DG fa maaz menace, za zao no iainana

 

20/04/09

(18h11) : Omena akanjo miaramila ny olona karamaina d alefa mitifitra olona milaatra milamina de Alin Ramaroson nomibaiko azy mande 4x4

(18h19) : Andefasana bombe lacromogen 4 atrany @ opitaly HJRA

(20h24) : Atrany @ EPP Tanimbarinandriana darofana bombe

 

23/04/09

(19h28) : D notifirina sy nenjeena atrany atrano ny grevist androany, d novakin TGV ny banky central

YEAAAAAAAH, iza no nivavaka ka ketraka amin'izao zava-misy eo amin'ny firenena izao ? Aza kivy fa tsy ho ela dia hisy valiny ny vavaka natao ! Tena mitsinjaka mihitsy aho mahare ity hira ity. TSY HO ELA HOY AHO E .... ! Inona no nataon'ny zanak'israely rehefa mandeha an'ady ? Mihira fiderana an'Andriamanitra ! Koa iza no mafy noho ilay Nahary izao tontolo izao na naka fanafody tetsy sy teroa ary ? HE HE HE ! Anay ny tantara e ! Anay i Madagasikara milamina sy ao anatin'ny fandrosoana, ary ny ara-dalàna e !!!! Henoy kely ilay hira aloha fa tena milay : la la la la la la la la ..... Miala any ny revanche e !!!!! (tsy mbola tara raha misy te-hiova hevitra miaraka aminay fa lany ny vola). Mankahery anareo aho hanohy ilay vavaka efa natomboka fa Andriamanitra manana ny fotoany izay tsy haintsika fontsiny, derao hatrany Izy @ zava-miseho rehetra. Mazotoa daholo e !