Iza no mahatdidy ity toerana ity ?
Efa tamin'ny 1974 aho no tany nefa mbola itako ao foana io baobab io t@ izaho nandalo tany tamin'ny janoary 2007.
Firy taona ary izy io ?
Kdômbitah

Ahatsiarovako ilay any aminay e ! Indrindra rehefa tonga ny hoe " litchis de Madagascar " eny amin'ny mpivarotra lehibe ! MIAMMMM ! Fantatrareo moa fa ny manga ny voankazo mahazo ny laharana faharoa tena be mpihinana indrindra eran-tany aorian'ny akondro ?

Kdômbitah !

Hafa kely amiko ny andro anio. Nijohy efa ela ny ranon'orana.  Ary dia mbola nitombo izy androany, nitombo ranon'orana iray ! Tsy hitako anefa izay niova teo !  Na ny tato an-trano ary tsy nisy nahatsapa io fijojon'ny orana io ! Nefa mofomamy no tokony arosony ho ahy farafaharatsiny !  (tohiny)

«Mialoha   1 2 3 ... 37 38 39 40 41 42 43  Manaraka»