01 Desambra, 2008 14:58
Bato d'annif
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sary ][ (18) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Inty indray no nampifaliana ankizy natao gateau d'annif, mora atao no mahafaly ny ankizy any ampianarana, mba jenitra ery ny anao ! Azo esorina koa ilay alu dia rakofana chocolat alohan'ny hametrahana ny haingokaingony.
24 Aprily, 2008 16:25
Salegy (akarina)
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sary ][ (5) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ny hiran'izy ireo no niangaly ny anganontsika rehefa alakamisy hariva taloha !
Misaotra an'i Johary manokana aho !

30 Martsa, 2008 23:26
NY MASONAO milaza . . . . . .
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sary ][ (8) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]

Kdômbitah !




