News2dago < inona moa izany dikan'ny hoe "laptop" izany fa tena tsy fantatro mihitsy ? Raha ilay fiteny hoe "mbo mividiana @ izay" toy ny maneso satria toy ny tsy nividy ny olona raha voa ! Dia tena NIVIDY tokoa izahay ary nijery ny tao anatiny vao sahy namoaka io vidiny io ! Mais bon, tsy an'ny tena ilay izy dia mora ny ...
Lhltrs < Mba efa nahavita izay vitany ? TSIA tsy nahavita izay noheverina ho vitany raha ny fotoana naharetany no jerena. Tsy misy maharitra mandrakizay fa misy ny atao hoe MAHARITRA ELA.
Raha misy fotoana ianareo dia jereo amin'ny nety ny momba io portable io fa tena mba anisan'ny lohandohany ihany noho ny carte grafika mitokana sy matanjaka, ny DD bdb (120 Go x 2) ao anatiny ary koa @ maha-2 corps azy, nefa tamin'ny fotoana vao nivoahany izany fa ankehitriny hita ny tsininy.
Izay voa manodidina e !
Simp < Marina ny voalazanao fa mihena andro aman'alina ny vidin-javatra toy itony,itanay mihitsy ny vidiny izao. Fa izao : investisement no nividiananay azy raha ny vidiny no jerena, ka raha toa pour un an et qq ny naharetany dia tena arnaque ! Tsy normale raha 1 an et 2 à 4 mois eo daholo ny an'OLONA REHETRA dia voa io aretina (tous la même maladie !!!) io ilay portable FUJITSU SIEMENS ! Misy tsy mety na natao tsy hety ao ! Jereo io site nomeko anareo io !
Ie Siemens marika allemande fa efa nivarotra action.. ry zareo satria gotry dia ilay orinasa Fujitsu no mbola nampiasa ilay hoe Siemens mba hitaritana kil.Raha vao tsy Siemens fotsiny no misoratra eo dia efa misy zavatra ambadika izay ka mila mitandrina.
Ny fanontaniana koa dia hoe : ilay marque fujitsu siemens ve no boycotte-na sa io modele anankiray io ihany? Sa ny marque-n'ilay puce graphique? Kanefa toa nvidia geforce ilay izy, sa za no diso?
fa marina mihitsy io kozin'i simp io rehefa mividy portable.
news2dago> manalasala ihany ilay izy satria raha mikasa ny ho simba ilay laptop dia manahirana. Kanefa ny ahy izao nodeballer-na t@ déc 2004, mbola ity anoratako ity, mbola ilay d'origine ny windows ao, kanefa mihatra aminy daholo ny gidragidra rehetra. Dia mbola tsy mikasa ny hanolo koa aho amin'izany fa mety mbola hiandry ny windows seven @ 2011 aza :-P
Misy ihany izany no tsy mora simba, saingy izay voa aloha sarotra amboarina e. somary SeLoto ihany.
Fantatra izao fa io carte grafika Nvidia 7600Go io dia tsy ahitana pilote mis à jour ! Ary ny marika Fujitsu Siemens koa manao kitoatoa, koa mahina ihany rehefa sendra ny iray @ireo !!! Fujitsu siemens Amilo 1556 koa mantsy voa toa anay ary io carte io no ao anatiny ! Donc ny marika tanteraka no ratsy !
tsy oe maneso kosa e! ialako tsiny raha izay no andraisanao azy ok! fa fiteninay teknisiana @ informatika io fiteny io e! oe rhf tsy misy fika dia tsy maintsy tg @ izay satria ny tena somary kahihitra izay de ataondry zalahy an'izay! fa bon, za zany miezaka foana mizara izay vaovao aty sy fitenin'ny tanora aty foana fa aza raisina oe maneso na oh izany ok!
05/05/2008, 15:13
mba nahavita an'izay fotoana izay ary izy kono! ra izaho manokana dia tsy tia an'ito laptop laptop itony mht e! mora simba izy ireny ary sarotra amboarina tokoa!
izay ilay tg @ fiteny mahazatra oe mbo mividiana @ zay
05/05/2008, 16:28
Eny ho'aho ry Kdaombaramita. Dia nataonareo veloma tokoa izany i ordinatera portabla Fujitsu Siemens Amilo 1526.
Efa nahavita izay vitany kosa aloha izy, ary tsy misy ny zavatra maharitra mandrakizay, fa tsy maintsy miafara amin' izany daholo ihany anie e.
Na izany kosa aza, ...misaotra betsaka anao izahay tamin' ny fampitandremana, fa hotsaroanay tokoa io anatra napetrakao io rehefa hividy solosaina izahay.
05/05/2008, 16:50
News2dago < inona moa izany dikan'ny hoe "laptop" izany fa tena tsy fantatro mihitsy ? Raha ilay fiteny hoe "mbo mividiana @ izay" toy ny maneso satria toy ny tsy nividy ny olona raha voa ! Dia tena NIVIDY tokoa izahay ary nijery ny tao anatiny vao sahy namoaka io vidiny io ! Mais bon, tsy an'ny tena ilay izy dia mora ny ... Lhltrs < Mba efa nahavita izay vitany ? TSIA tsy nahavita izay noheverina ho vitany raha ny fotoana naharetany no jerena. Tsy misy maharitra mandrakizay fa misy ny atao hoe MAHARITRA ELA. Raha misy fotoana ianareo dia jereo amin'ny nety ny momba io portable io fa tena mba anisan'ny lohandohany ihany noho ny carte grafika mitokana sy matanjaka, ny DD bdb (120 Go x 2) ao anatiny ary koa @ maha-2 corps azy, nefa tamin'ny fotoana vao nivoahany izany fa ankehitriny hita ny tsininy. Izay voa manodidina e !
05/05/2008, 17:00
Ny torohevitra momba ny laptop dia izay mora indrindra ka mifanentana @ ilanao azy vidina.
* miova, mandroso, mihatsara, andro aman'alina ny teknolojia ka tsy te hiandry ela enao dia efa te hisolo kinova tsaratsara kokoa.
* moa koa, mihena andro aman'alina ny vidiny. Vidinao 1200euro izy androany nefa afaka 2 taona misy tsara lavitra noho iny amidy 800 euro...
:) d ampy
05/05/2008, 17:29
Simp < Marina ny voalazanao fa mihena andro aman'alina ny vidin-javatra toy itony,itanay mihitsy ny vidiny izao. Fa izao : investisement no nividiananay azy raha ny vidiny no jerena, ka raha toa pour un an et qq ny naharetany dia tena arnaque ! Tsy normale raha 1 an et 2 à 4 mois eo daholo ny an'OLONA REHETRA dia voa io aretina (tous la même maladie !!!) io ilay portable FUJITSU SIEMENS ! Misy tsy mety na natao tsy hety ao ! Jereo io site nomeko anareo io !
05/05/2008, 18:41
Ie Siemens marika allemande fa efa nivarotra action.. ry zareo satria gotry dia ilay orinasa Fujitsu no mbola nampiasa ilay hoe Siemens mba hitaritana kil.Raha vao tsy Siemens fotsiny no misoratra eo dia efa misy zavatra ambadika izay ka mila mitandrina.
05/05/2008, 19:07
Ny fanontaniana koa dia hoe : ilay marque fujitsu siemens ve no boycotte-na sa io modele anankiray io ihany? Sa ny marque-n'ilay puce graphique? Kanefa toa nvidia geforce ilay izy, sa za no diso?
fa marina mihitsy io kozin'i simp io rehefa mividy portable.
news2dago> manalasala ihany ilay izy satria raha mikasa ny ho simba ilay laptop dia manahirana. Kanefa ny ahy izao nodeballer-na t@ déc 2004, mbola ity anoratako ity, mbola ilay d'origine ny windows ao, kanefa mihatra aminy daholo ny gidragidra rehetra. Dia mbola tsy mikasa ny hanolo koa aho amin'izany fa mety mbola hiandry ny windows seven @ 2011 aza :-P
Misy ihany izany no tsy mora simba, saingy izay voa aloha sarotra amboarina e. somary SeLoto ihany.
05/05/2008, 22:26
Fantatra izao fa io carte grafika Nvidia 7600Go io dia tsy ahitana pilote mis à jour ! Ary ny marika Fujitsu Siemens koa manao kitoatoa, koa mahina ihany rehefa sendra ny iray @ireo !!! Fujitsu siemens Amilo 1556 koa mantsy voa toa anay ary io carte io no ao anatiny ! Donc ny marika tanteraka no ratsy !
06/05/2008, 12:55
tsy oe maneso kosa e! ialako tsiny raha izay no andraisanao azy ok! fa fiteninay teknisiana @ informatika io fiteny io e! oe rhf tsy misy fika dia tsy maintsy tg @ izay satria ny tena somary kahihitra izay de ataondry zalahy an'izay! fa bon, za zany miezaka foana mizara izay vaovao aty sy fitenin'ny tanora aty foana fa aza raisina oe maneso na oh izany ok!
06/05/2008, 13:47
zay vao azoko
tg:= tonga
-> fitenin'ny tanora 8)
07/07/2008, 23:25
Mamangy @ fahoriana tompoko ô :-P. Aza misosokalelo tsony hihihi
13/07/2008, 22:42
Snif, snif, efa voan'ny sery sisa tompoko fa tsy misosok'alahelo intsony. Ary nanao vaksiny mihitsy izao mba tsy ho tratra intsony !
15/07/2008, 22:25
Mba lalina koa izany, fara-faharatsiny mba niasa 5 taona, farafaharatsiny raha ny marque-ny no jerena!!hummmm,misaotra amin'ny fampitandremana e!