14 Jiona, 2008 01:00
Alahady andro tsara
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Hehy ][ (4) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Mandeha mivavaka,
Misakafo tsara ny atoandro,
Matory kely manao sieste,
Mitsangatsangana miova rivotra kely,
Mijery film mahafinaritra ... !!!
Dia ny ampitso hiatrika ilay herinandro vaovao indray velom-bolo tsara !
Sa ahoana ?
Kbômbitah





08/06/2008, 22:06
Raitra ilay izy ry ireto a ! Fa notapahina kely tamin'ny finale Roland Garros klou e ! (Kay nisy voatsindriko tao dia tsy afaka nametraka hevitra ianareo , hi hi hi ! )
09/06/2008, 00:16
Izaho mba saika hamela hevitra mihitsy tamin' ny faran'ny herinandro, kinanjo tsy afaka. :-)
Fa ankoatr'izany, ny Alahady koa dia andro fanaovana grasse matinée (raha mbola afaka manao an'izany).
Asa raha tsikaritrareo fa betsaka ny hira frantsay no milaza ny Alahady maraina hoe andro fanaovana an'ilay "zavatra maha-mpivady"...
(Resaka samy olon-dehibe moa ny antsika io fa tsy hoe resaka maloto akory ;-)...)
09/06/2008, 00:56
lehilahytsyresy > ny ahy ny alahady famaovana maigre matinée k'no!
ny mpiasan'ny otely sy ny restaurant manko alahady vao mikandra sy be kill e!
09/06/2008, 10:37
Lhltrs a, tsy ny alahady maraina ihany re !!!!
Harilova : dia mahatsiaro anao izahay izany rehefa alahady maraina ;-)