09 Jiona, 2008 16:16
Resaka VIRGINITE
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (11) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Valin'ity sujet nataon'i Simp ity no soratako eto anehoako ny hevitro .
Mahalasa eritreritra
koa lé resaka ka aleo valiana
! Ny niandohan’io tantara io
dia resaka finoana silamo tokoa fa tsy lainga, ary nampiozongozona ny sezan’i
Rashida ny hevitra navoakany noho io minisitra frantsay io d’origine arabe musulman.
Fa izao hoy aho e : raha atao resaka tsy ara-pivavahana ilay izy dia izao no itako :
- Ny lhl dia be no mitady tokoa rehefa miaraka amin-jazavavy ! Ary ny tena loza dia hifampireharehany io zavatra io. Maivana amin’izy ireo mihitsy izany satria “Kapain-tsy hita fery” izy ireo hoy ny fitenenana. Ary ara-batana dia tena tsy hitovy zo mihitsy isika na oviana na oviana fa ara-tsaina sy fiainana ara-tsosialy ihany ny fitovian-jo !
- Ny vhv indray tsarovy fa akoatra ny “makorelina” sy ny “vhv frivoles” dia raha manome anareo io sombin’ny fiainany io izy dia misy fitiavana ao izay. Tsy maintsy misy io ny zavatra andrasan’ny vhv matetika manome, io ny anisan’ny Intérêt voalazanao ry Simp ! Vokany dia be ny voafitaka satria tsy mitovy ny sentiments misy eo amin’olona 2 : ny iray mpamitaka ny iray “sentimentique romantale” . Lazaiko anao ary fa na ireo sokajin’olona 2 voalazana entre guillemets etsy ambony dia voadonan’io fitiavana io daholo matetika no nahatonga azy ireo ho tonga amin’io sokajy io ka lasa manimba tena.
Ny mampalahelo dia ataon’ny manodidina fihomehezana sy horakorahana rehefa misy tratra ny vhv, tsy mba ny lhl izany ! Tsy araka ny voateninao hoe tsy voafaritra ny virginité eo amin’ny lhl, fa tsy hita maso na dia fantatra ary. Noho izany dia mora ny manala baraka vhv. Io zistoara voalazanao tany Lille io dia tsapa ho afabaraka ilay vhv, fa ilay fanontaniana mipetraka dia hoe ilay lhl kosa ve mba vierge koa ? TSIA no valiny, raha lhl vierge tsy tokony hahafantatra ilay vhv hoe tsy vierge intsony, ataovy ny fandinihina ny "pitsopitsony" rehetra ! Eo ilay “intérêts” anareo lhl no mi-jouer : rehefa tsy ahazoana izay tadiavina ravhv dia atao daholo ny fika rehetra hisarahana aminy quite à lui casser la baraque ! Eo no ahitana ny lhl ratsy toetra sy ny tsara toetra.
Ny tokony ho sainina ankehitriny dia rehefa tsy vierge intsony ianao na ilay sipa dia tsy tokony hi-exiger izany amin’olona tokony ho vadinao. Ary moa ve io toetra ara-batana io no tokony hitondra ny ho avinao ? Betsaka ny sipa voadona, tsy vierge intsony, fa tsara fitondra-tena ary afaka ny hampiadana anareo lhl. Na inversement : betsaka ny sipa ratsy fitondra-tena fahiny ka tsy vierge intsony, niova fa nahatsapa ny tsy nety nataony ary afaka ny hifampitana ara-tsaina, ara-panahy, eny hampiadana anareo lhl ihany koa.
Raha atao resaka ara-kristianina indray : TSY MISY TSARA NOHO NY "FIFAMELANA" EO AMIN'NY FIAINANA. HAHASOA NY ANDANINY SY NY ANKILANY IZANY.
Farany :
azo hitsaràna vhv ve ity resaka VIRGINITE ity ? Betsaka ny toetra tsara tokony
ho reharehanareo lhl ny fananan’ny vadinareo azy, fa tsy ny lasany akory no
hakoraina azy mandra-maty. Ny mampihomehy ary dia hoe rehefa bevohoka tampoka
ramatoakely fa voafitaka dia takiana fatratra ilay zaza avy eo hoe : ahy iny ka
ananako “droit” ny mitaiza azy ! Ôdôié ! Tandremo ry tovolahy sao tara loatra eo amin'ny fiainana ka lasan'ny hafa ny sipa tsara !
Kdômbitah





09/06/2008, 18:06
tena mba mamely mafy koa nareo zany an!
amiko alo tsy blema mihitsy na virja na tsy ny sipa miaraka amiko e! ny important fotsiny dia ny oe afaka iaraka hiaina amiko ve izy na @ sarotra na @ mora! fa tsy oe viginité no anaovana resabe eto!
misy anie hn tsy vierge hatrany ambohoka na koa tsy mbola nanao mihitsy kanefa vaky ho azy! asa anefa! dia iza no omena tsiny eo avy eo!lol
09/06/2008, 19:10
Nisy tantara iray ity: Nisy sipa tsy virja tsony tao @ tanàna iray, dia ny lalàna tao hoe raha tsy virja nefa single dia toraham-bato ho faty. Dia nanontaniana ity Razoky be volom-bava hoe ahoana no hevitrao? Dia hoy Izy tamin'ireo bandy saika hitoraka: Izay mbola virja @ ialahy isany no aoka hitoraka voalohany. Dia tsy nisy sahy ireo bandy fa kay efa dabaloaka (au masculin) daholo. Nony lasa ry zalahy fa tsy nisy nitoraka dia hozy Rabevolombava: Zah mbola virja kanefa Zah tsy mitoraka an'i anona, fa amin'izao sisa izao, aza manao tsony raha tsy @ vadin'i anona.
10/06/2008, 00:32
Dobohinao mafy mihitsy izay tsy mieritreritra ry kdômbitah a! Mety ka!
Fa tsy haiko indray izany hoe "raha lhl vierge tsy tokony hahafantatra ilay vhv hoe tsy vierge intsony" inona ilay "pitsopitsony" rehetra?
10/06/2008, 00:36
Eo koa kdaombaramita sy simp dia mifampitady eo :-P
10/06/2008, 02:34
kay
tonga d natahotra be mintsiny ah nahita ny anarako teo @ lohateny :)
Voalohany aloha dia misaotra anao nanokana lahatsoratra iray @ ity fikatsahana ny virjiny ity.
Faharoa, marihiko etoana fa tsy resaka personnelle akory iny resako iny. Ozy foana le namako izay hoe, aza le olona no hankahalaina fa ilay acte :)
Ekeko 100% ny nolazainao, enfin za kou aloha tsy nahazo an'le hoe tsy virja razoky satria nahalala hoe tsy virja tsony le sipa. Tsy dia any @ resaka momba ny fototry ny tsy maha virja ny sipa sy hoe mety injuste ny zava-mitranga aminy loatra akory ny resako. Fa plutot hoe, aiza ny lalana ra nde hatao hoe tsy virja intsony ianao.
Ekoko hoe misy ny tsy manan-tsiny ary tsy tokony ho traiter-na @ tsy izy ny vevavy tsy virja. Mazava ny nolazainao. Io anefa azo lazaina hoe plaidoirie klassika efa fandre ihany. Ny tiako hahatongavana dia ny hoe
tsy dia mampiova ny situation an'ny ankamaroan'ny vevavy izany. Ka izay ilay noteneniko hoe azo avadika hoe ny lelah ndray no mila ny vevavy... Tsy misy akory ny tonga lafatra fa mety manana position dominante indray ny vevavy ra mahavita izy hoe tsapan'le lelah fa izy no tsara indrindra, virja ou pas... somary teorika fa mety azonao ihany ngamba ny tiako lazaina :)
-simp
10/06/2008, 10:57
An an an, nanaitra ahy tokoa ilay resaka tany Lille iny ary dia nahalasa eritreritra ahy ny nolazain'i Simp fa tsy hoe resaka personnelle akory izy ity fa resaka "tabou". Manazava ny mentalité feminine aho eo anoloan'ny lhl satria be ireo lhl tsy mahafantatra tsara ny ifandraisan'ny nofo sy ny fitiavana ao @ vhv. Koa aza misy tohina loatra fa zava-misy toy ny tsy hitan'ny maso matetika dia manjary toy ny hoe "théorie" na koa mahazatra ny mahita olona voadona dia hoe "classique". Fa au fond tena blèm ilay izy satria haratsiana ho ratsy fotondratena izay vhv tsy vierge. Nolazaiko anareo fa ny fitaka mitondra ratra satria ianao voafitaka indray no mbola atao hoe ratsy, nefa rehefa atao ny kaoty tsy izany velively no tena izy.
Lalasoa < ilay pitsopitsony lazaiko anao dia rehefa tonga ilay fotoana "firaisana", ahoana moa no ahafantaran'ilay puceau hoe tsy vierge intsony ilay vhv raha tsy mbola nanao izany izy teo amin'ny fiainany ? Raha sendra ny vhv malmy hymen (oh : sportive) dia tsy misy olana ny fampidirana na rehefa miakatra tsara iny ny embona dia misosa ho azy ny train ! (dsl pour les âmes sensibles. Resak'olon-dehibe izy ity hoy i Lhltrs izay). Sarotra ny mahalala raha tys mivaky ilay sipa na efa nahita ilay bandy. Ho ho ho !
10/06/2008, 18:30
kdomtah,
eny e
azoko tsara ilay lazainao. Fa ny lazaiko hoe, efa mahatsapa an'zay ngamba ny ankamaroan'ny olona fa tsy nampiova zavatra loatra izay. Satria dia mbola mitady virja ihany ry zalah 8)
Dia izay le teneniko hoe manin ra ovaina hoe tsy "virja" intsony no ho tian'zala tadiavina fa "virja" ;-)
11/06/2008, 16:09
Simp < Averiko kely ilay fanontanianao mba ho azoko tsara : "maninona raha sipa dépucellée no tadiavina fa tsy ny vierge intsony" ? Apetraka @nareo lhl ny fanontaniana fa tena intéressante tokoa ! Ahafantatrana hoe maninona no mitady izany izy ireny ? Ratsiratsy fanahy tokoa anie izy ireny manana izany toe-tsaina izany e ! Raha tsy hoe angaha ilay “hifampiderana” fontsiny, gravy an !
11/06/2008, 18:23
ka hoe dorizina kanou :)
12/06/2008, 08:13
Fanontaniana: ahoana no ahafantaran'ny lhl virja (puceau) hoe tsy virja ito raha mbola tsy nanandrana izy?
Valiny: amin'ny arabo aloha, araka ny fanazavan'ireo namakoa ahy, dia ny fianakavian'ny lhl no mampianatra azy. Ny rainy, ny reniny, ny dadatoa, ... misy sary amin'io an. Palestinianina no fantatro fa tsy haiko ny hafa. Ary serieux ry zareo amin'io.
Raha gasy, tandremo fa ny lhl virja akory tsy hoe donaka be. Safidiny io, ary sipa virja no tadiaviny, farafaharatsiny fantany kosa angamba ny atao hoe sipa virja. Tamin'ny BEPC efa nisy resaka momba ny hymen.
Eo amin'ilay fitorahana vato nolazain'ny bandy akama. Tena misy io any Iran ary nisy maty mihitsy ireo sipa. Korataba foana ny ady amin'ny zon'olombelona rehefa miseho ilay tranga.
Hevitra 1: voafitaka ilay sipa satria namitaka ilay kofa.
Tsy dia mitombona loatra raha nihevitra tokoa ny ho aviny izy fa tsy tia hanome fahafinaretana ilay lhl loatra. Mino aho hoe efa fantany izany hoe virjiny sy tsia izany talohan'ny nanaovany.
Voalaza hoe nahatoky an'ilay lehilahy izy. "Tsia", diso izany. Tsy niraharaha ny fahatokisana sy tsia izy raha ny hevitro. Fa araka ny tenin'ny mpanoratra ihany hoe: tia.
Tia an'ilay lhl izy, dia tsy noraharahiany na mahatoky izy na tsia. Eo ilay fahadisoana. Tsy misy fitaka eo.
Le corbeau et le renard.
Hevitra 2: ny lhl tsy virja tsy tokony hitady vhv virja.
pour
Hevitra 3: andraso eo fa lasan'ny olona ny sipa tsara. contre
Maniry ohatra ny bozaka io, ary ao ireo tsara fitondratena.
(tena mba azo ovaina ve ny lokon'ny soratra fa tsy hita mihitsy :-))
16/06/2008, 22:35
Ny théorie superficielle tamin'ny 3ème r'ise tsy ampy raha tsy misy pratika a ! Ka raha tsy nanao io pratika io izy tsy mahalala mihitsy (à moins que la fille avoue ses expériences) satria ny vhv samy manana ny toe-tenany fa tsy mitovy daholo.
Valin'ny Hevitra 1 : "rehefa tia dia manome sy mizara izay tiana indd @ ilay olon-tiana". Fitiavana io. Tsy tokony hanararaotra izany ilay lhl raha tsapany izany, indd tsy tokony nohamaivaniny. Ka raha misaina izy dia tsy tokony "nangataka" raha tsy tiana ilay sipa. FITAKA no iantsoana azy @ izay.