13 Aogositra, 2008 10:01
Ô ry Tokinao a
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Ankapobeny ][ (10) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Toa tsy mety misy lasa ny messages bdb nalefako valin'ilay "mitady feom-behivavy" izany fa mba jereo e ! tena efa bdb mihitsy no nosoratako tao fa asa ise raha miasa be loatra
angambany !!!
angambany !!!





13/08/2008, 14:12
taitra indray aho hoe mitady fem-behivavy tokinao !!!
13/08/2008, 16:04
Taitra be aho fa i Ikalamako ity koa tena tsss, noheveriko ho diso fanoratra aho ka afa-baraka marina ! Fa tena sérieux fa tsy mety mahasoratra foana aho fa lazainy ho "code wrong" foana nefa toa jereko fa misy manoratra ihany, nahoana ary !
13/08/2008, 16:12
Totohondry tsy mivokina @ izay maty hozatra !
13/08/2008, 16:51
O ry Ikalamako à!
13/08/2008, 18:48
kdaombaramita > tena azafady tokoa fa tsy haiko ny nahatonga ny hafatrao ho voasakana. Na izany aza dia efa napoitrako ao ilay izy. Efa mahatratra ho 20 mihitsy izy tao. ka 2 no napoitrako satria mitovy daholo.
Rehefa ohatr'ireny, (mba tsy hanahirana anareo @ famerimberenana mametra-kafatra) dia afaka anoratanareo ao @ namana sera2 koa aho dia izaho no mametraka ny hafatra.
ikalamako> ze de mô daôly io k ;).
Raketaka> :). Tsy azoko ... izaho ve no tokony hotezitra amin'ilay jeu de mot sa i kdaomba @ hafatra tsy mety apetraka. Tsiky dia ampy e :).
Raha fintinina dia tsy mi-bloquer an'iza n'iza aho ao @ blaogiko fa ilay blaogy.com no misy tsy fetezana kely.
14/08/2008, 00:09
Tokinao < an an an, mbola misy messages-ko miverimberina ao fa jereo tsara, tsoahy ilay anankiroa azafady re !
Ataoko fa ilay hoe mitady fem-behivavy no nahatonga an'i Raketaka niteny io.
14/08/2008, 01:21
kdaombaramita> marina tokoa ny voalazanao fa izaho no tsy nijery tsara. Efa noesoriko moa ireo hafatra roa ireo.
Misaotra manao fanamarihana hatrany e.
Vao napetrako ao @ l a h a t s o r a t r o ao koa moa ny vakiraoka momba ny feo voalohany sy faharoa.
Mazotoa e!
14/08/2008, 14:25
mdr
15/08/2008, 01:42
:)
17/08/2008, 04:00
ento milamina é :-)