06 Aogositra, 2008 15:50
Adieu mon doux-doux !
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Ankapobeny ][ (7) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Toa hevitra tsara indray ity hoe ny friandises no taxer-na be ! Tena MANAIKY be mihitsy aho fa tsy ny PPN akory no fantsihina nefa atao mivandravandra isan'andro hoe : " Evitez de manger trop gras, trop sucré, trop salé " sy ny hoe " Manger au moins 5 fruits et légumes tous les jours ". OUF, ..... un soupçon de sagesse!





06/08/2008, 17:19
Rehefa ohatra misy orinasa anankiray miseho miroborobo, ka mpamokatra friandises io orinasa io, ary tsy bandy akaman-dry zalahy eo amin'ny fitondrana, fa ohatra hoe mpamokatra legioma sy voankazo ohatra ny eo amin'ny fitondrana, dia mitombina ilay lalàna hoe atao be taxe ny friandises ary subventionnéna kosa ny legioma sy voankazo mba hampazoto ny olona hihinana sakafo tsara, mahasalama kanefa tsy mampivoraka. Fa raha tsy miseho izay tranga izay, tsy mitombina ilay eritreritra.
06/08/2008, 18:47
Ny vatomamy rehetra ve no akarina avo ny hetra sa ny avy any ivelany ihany? Raha tratra tokoa manko ny eto an-toerana dia tsy mety loatra amiko.
06/08/2008, 22:38
Adinoko ny nilaza fa eto France io zavatra io fa tsy any Madagasikara akory.
07/08/2008, 18:57
dontomg,
tena hitako jiolamboto mintsy zao le hoe ampidirana ao @ lisitry ny entana "sensitive" ny vokatra avy @ ronono @ ilay ZLE an'ny SADC...
ny kil zany forcer razoky ho competitive fa ny azy tena narovany tsara mintsy tsssssssssssssss
kanefa lery no efa nanafatra omby vavy be ronono sy osy ary hahazo subvention @ zany any aizaaaaaaaaaaaaaa
11/08/2008, 02:25
Tena ho voa mafy aloha 'zany ny sehatry ny fanaovam-batomamy e! Manao zara vilana ihany ilay fitondrana indraindray 'kano :).
02/09/2008, 18:35
Raha aty Frantsa dia somary tsy ahitana olana loatra , ho an'ny consommateurs izany fihombonan'ny taxes ao friandises isan-karazany , aleo hiemotra ny fividiana an'ireny sucreries , fa efa mitombo be ny obésité eo amin'ny ankizy . Par contre , ny fruits sy légumes no mila maika ampidinina ny vidiny fa amin'izao dia tena lafo , indrindra ho an'ireo familles nombreuses . A ma connaissance , mbola tsy misy industries de fabrication de sucreries lasa en faillite , mandeha tsara ny bisness ao izany ...
03/09/2008, 20:59
Tritriva, miala tsiny fa misy tsy fetezany foana ity 'blaogy.com' ity. Matetika aho no voan'ireny mamerimberina ireny nefa tsy misy tafiditra ny voasoratro. Itako nanao embouteillage tao mantsy ny hafatrao. Marina mhitsy ny hevitrao fa izay no tiako hamafisina eto.