29 Septambra, 2008 23:32
Dia .... (apidaty)
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (22) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
- maninona izao ianao io no mitsidika eto nefa tsy mametraka hafatra ?
- maninona no tsy mety hametrahana hafatra any amin'ny hafa nefa efa nanoratra bdb aho tany, lazainy fa tsy mahazo alalana hijery eto hono aho
- very maina ny hery matetika rehefa tsy mandeha @ tokony ho izy zavatra nandrasana ny natao sa ... ahoana ?
- tsy maintsy miasa ve na kely aza ny karama ?
- ahoana koa ny manaraka, dé ahoana dé ahoana koa ny manaraka ...
____________________
29/09/2008 : Tohizako kely eto ilay izy fa toa tonga tsikelikely ilay DIA ambiny.
- DIA ... ho mafy ny zavatra ho hitako rahampitso. Toraho " MAZOTOA " raha hitanareo ity alohan'io andro io e
! Fa koditra e ! Hi hi hi ! Ny anareo ve ho mora sa ho sarotra toa ny ahy rahampitso ?





18/09/2008, 00:43
Asa ???
18/09/2008, 01:52
aza mila ankisa moa e ! :-D
18/09/2008, 10:43
Mila ankisa ? F'angaha ianareo tsy mba manana "DIA ..." ?
18/09/2008, 11:56
Kdaoma => enao ty tena kizitina mihitsy an! mba te hanotany tena mihisy a oe oh iza loatra aza ny endrikao ty! mino a aloha fa m.... be e!lol
mamela hafatra fa tsy mey tafiditra mihitsy ilay izy fa tsy omenao alalana hijery eto a! ratsy fanahy ratsy mihitsy.
18/09/2008, 13:06
nandalo teto aho...
tsisy asa tsisy karama izany, ary tsy voatery vola foana ny karama fa fahfaham-po ohatra...
sa ahona?
19/09/2008, 11:49
Tsy maintsy miasa kosa na dia kely aza ny karama e.
hi hi hi. Raha vao tsy miasa dia lasan' ny sasany ny anjara-masoandron' ny tena.
19/09/2008, 16:12
dia ???
19/09/2008, 16:45
"dia", toy ny hoe "soava dia", ...
("de" hoy ilay namako mpanao blaogy eto izay ... :-)
19/09/2008, 17:56
Betsaka ireo zavatra mitranga , ary tsy fantatra mihintsy ny antony .
Diso fanantenaina sa ?
La vie serait-elle ennuyeuse sans mystères et soucis ?...
19/09/2008, 20:50
News2dago : mampihomehty mihitsy. Efa nisy ny sariny ange eto amin'ny aterineto e! fa dia manja tokoa. gasy ka manja e :)
20/09/2008, 00:45
tokinao : le sariny t@ zahay niaraka SN aza mbola aoka fts (nahita ireny sary ireny anie izy ry tokinao no nampatsiahy ahy e ; kdaomba hono ka zah ve mahalala !!!)
20/09/2008, 14:31
DIA .... izao daholo izany ny anareo ? LOL !!! Ilay miasa aloha DIA tsy maintsy atao na karama tsy ampy io na fahafahampo !!!
Tritriva < DIA ... tsy hoe diso fanantenana fa mbola miandry izay ho valiny e, izany hoe mbola ho avy ! DIA ... tsy maintsy manao izay mety mba hifanandrify @ atao ny ho avy ! Mistery !
Tokinao < mangina ialahy an :d sady misaotra ihany e ! Ialahy koa anie bôgany ihany fa ilay manao ankamantatra eto @ interneto ity no tsy mampitombo ilay bôgôsité e! humm ! Tsy mamely ilay fasibokin'i leiry knou !
20/09/2008, 14:51
IKalamako < mba lasa manja indry indry izany fa natao be loatra angaha ilay lubrifiant !!! DIA ... izay mitady hono DIA ... hahita ary izay miezaka ho tafita ! DIA ...
21/09/2008, 01:10
ikalamako -> hay ve ka misy an'zany 'ko e :). Fa ikalamako koa aloh de tena mihetsiketsika mits a :). Miova "coupe" isan'andro ve rangah hihihi.
kdaombaramita -> msôtra e! DIA alao mora hono ny fiainana e :)
22/09/2008, 00:22
DIA ... mirary soa ny rehetra hahavita herinandro sambatra indray e :) DIA ... inona indray izao ny zava-mahagaga na mahafinaritra ho hitantsika ? DIA miandry !
30/09/2008, 00:10
Dia mieritreritra hoe ahoana tokoa moa radem
Dia manisy ??
30/09/2008, 00:18
mazotoa kdaomba a!
doa mba toraho koa zah e ;).
30/09/2008, 10:40
Dia tsinjio kely eto akia ....tritriva.unblog.fr/
Dia...
30/09/2008, 12:41
ka DIA nanao ahoana akia izany ny androany ? Mba ilazao vaovao fa mitaintaina mieritreritra an-dry. Nisy inona dia nanao ahoana ?
30/09/2008, 23:57
OUFFFFFFFFFF, namay ny rano fa dia nisosa ny samboko ! Toa ho tafita ihany rehefa atao ny kaonty !