18 Janoary, 2009 20:25
Inona ary izany ?
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (26) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
1 - Rehefa jerena kely, nefa madity mandreraka ?
2 - Rehefa mandeha eny valo no isany nefa tokana ihany ?
3 - Maizina nefa toa matanjaka ?
...... raha mbola mahita hafa ianareo dia tohizo rehefa itanareo ny valiny.





25/01/2009, 16:50
>>>>>finoanaranoray: iny ndray no tsy nampoiziko hihi>hi.
>>>>kdaombaramita: misaotra amin'ny fanazavana, sy amin'ny valin'ny ankamantatro :).
24/01/2009, 20:33
Noely ve tsy fantatrareo e Kely be detanty...
ilay mihira hoe azafady ry sakelidalan'o
24/01/2009, 14:11
Tokinao < feona aponga ilay kdaombaramita kdaombita, marina izany. Noho izany ny valin'ny ankamantatrao dia APONGA ?
Ie, araka ilay lazainao hoe resaka ART ilay izy knou !
24/01/2009, 02:03
"mampiesona" fa tsy "mampiseona" no tiako tenenina.
>>>>kdaomba : "kdaombaramita" anefa no noeritreretiko ho valiny :) [aponga tany no marimarina kokoa]. Fa hono ho'ahy e : raha tsy diso aho dia "aponga tany ilay zava-maneno", ary "ny feony no manao hoe "kdaombaramita kdaombitah e ?".
Tena lasa artista mihitsy koa i kdaomba 'zany a :). Mahafinaritra be e :).
23/01/2009, 15:58
Tokinao < amponga na gitara
Akoatr'izay iza moa ianao fa tsy i TOKINAO :))
23/01/2009, 14:57
iza ary aho ô :
manako rehefa velesina,
ary mahay mampiseona hihihi
21/01/2009, 18:58
Simp, Ikalamako,
hum!hum!
Hitako mihintsy ny sarin'izany :-).
21/01/2009, 16:38
dia efa kely zany ve ry simp dia ho be detanty ?! boh !!!
Ny ahy sady bôgôsy no be detanty no haiko koh :-P
21/01/2009, 11:12
Simp < efa itako io fa tsy tadidiko ny valiny.
Finonaranoray < io veno valin'ny ankamantatra eo ambony ?
20/01/2009, 12:53
Noely ny Sakelidalana
20/01/2009, 02:39
tohiny:
in ary zany:
kely fa be detanty?
19/01/2009, 22:14
Izao ary ny valiny dia handeha hatory aho e : 1- Nicolas Sarkozy (Dinty, Tain-delo) 2- Ravalomanana (kodiarana camion misy remorque 3, hi hi hi) 3- Barak Obama (Devoly, Iray alina) Mampihomehy be ilay valiny nomenareo e, mahafinaritra fa niala voly tsara aho :)
19/01/2009, 15:54
Mbola mitady valiny amin'izao e! mampihomehy marina ny valiny efa eto :-)).
Tsara koa ity endrika vaovao ny blaogy an'i toi ;-).
19/01/2009, 11:53
Misy tena mahita hevitra tsy takatro mihitsy anie ianareo ireto e ! toran'ny hehy aho.
Andraso klou sipagasy ah ! ary vao haingana aho no nahita ny blaoginjy fa ilay iray itako in1 mandeha tsy mety ametrahana hafatra !
19/01/2009, 11:47
omeo @ izay ny valiny e!
19/01/2009, 10:47
1 kely nefa madity mandreraka : tain-delo
2 ...je passe
3 Maizina nefa toa matanjaka : iray alina (vola)
19/01/2009, 09:26
Misy efa nahita ny valiny ihany fa mbola tsy ampy !
Toa manondrana tokoa ny blaogy.com tato ho ato fa lazainy foana hoe tsy mahazo alalana hijery eto matetika n'aiza n'aiza aleha, miala tsiny fa tsy avy amiko ny olana e.
18/01/2009, 23:26
tsara be ilay sary etsy ambony :). Ilay ankamantatra ndra kosa ... toa sarotra 'ko. Ilay 1 : dity (biby). ilay 2 : ravaloanana :). ilay 3 : ingah baraka ôbama hihihi Tsy haiko re a :).
18/01/2009, 23:12
Tsy mahazo alalana hijery eto hono aho, fa raha tsy izany dia efa voavaliko ireo ankamantatra ireo
18/01/2009, 23:11
Valin'ankamantatra:(1)Siligaoma eo ambony seza. (2)Kodiarana camion misy remorque.(3) Devoly na demonia.