Si votre mari propose l'accouplement: blablabla
Koa tsy aleo mivadika silamo daôly!!!
Satria mifanohitra @zany ny an'ny silamo (aty @ tanin'ny silamo mantsy ny tena).
Voalaza ao @ Coran (novakiako)sy @ fampianarana silamo fa hoy Allah @ lehilahy: "avelao aloha hahazo fahafinaretana ny vadinao (ravehivavy) izay ianao vao..., isaky ny manao firaisnaa ianareo, fa raha tsy afa-po ny vadinao dia mety hitady lehilahy hafa hahitany fahafinaretana izy, ka hanitsaka anao izy ary ho potika ny tokan-tranonareo. (dia misy hoe) Allah no manam-pahaizana sy fehendrena lehibe indrindra" (ohatrohatr'izay ilay izy rehefa adika fa mbola eo am-pianarana teny arabo ny tena e).
Tsy lainga io an, anontanio ze silamo fa tena izany, mila mahazo orgasme aloha ilay ramatoa izay vao mandefa ny azy rangahy, fa maro no tsy maharaka an'izany aloha eee!!!
Ndeh hanandrana kalou hihihi
Simp < ahihiko ho anisan' izany mihitsy ilay "qcq des pratiques moins courantes" koa ! Tsy vazivazy fa tena nandinika akaiky ny trangan-javatra rehetra voalaza aho.
ny tena fanotaniana dia hoe: nahoana no novaina io manuel io?
zavatra tsy hita izay maharatsy azy :)
tokony ampiana aza hoe... manaiky trio :roll:
8)8)
Nampidirin'i
kama
: sao dé! [ Valio ]
29/06/2009, 21:17
Fa ireo mihitsy no revina tavany é!vita ny an'ny kofy vao miainga ny sy fa raha tsy izany dé miala any ny 2°bureau manao ny asan'ny remplacente,ny orinasa tsy maintsy miodina.
rhôôôôôôôôôôôôôôôô " faites en sorte de ne pas l'ennuyer en parlant car les centres d'intérêt des femmes sont souvent insignifiants comparés aux hommes "...
Eny e, marina tokoa aloha ny voalazan'i Kdaomba hoe "somary trop" io raha jerena amin'ny fomba fijery ankehitriny e.
Aiza ve ka hoe efa avy nahazo fahafinaretana sy renoka ralehilahy, izay vao mahazo manosotra menaka tarehy sy manamboamboa-tena ravehivavy.
Ampitahao kosa anie ny habetsahan'ny fisaraham-panambadiana tamin'izany andro izany sy ny amin' izao fotoana izao, dia ho hitanao fa misy ilana azy ihany io.
Fanampin'izany, ny lehilahy koa anie ka nahazo toromarika mitovitovy amin' io, fa tsy ny vehivavy ihany.
03/07/2009, 10:25
Si votre mari propose l'accouplement: blablabla
Koa tsy aleo mivadika silamo daôly!!!
Satria mifanohitra @zany ny an'ny silamo (aty @ tanin'ny silamo mantsy ny tena).
Voalaza ao @ Coran (novakiako)sy @ fampianarana silamo fa hoy Allah @ lehilahy: "avelao aloha hahazo fahafinaretana ny vadinao (ravehivavy) izay ianao vao..., isaky ny manao firaisnaa ianareo, fa raha tsy afa-po ny vadinao dia mety hitady lehilahy hafa hahitany fahafinaretana izy, ka hanitsaka anao izy ary ho potika ny tokan-tranonareo. (dia misy hoe) Allah no manam-pahaizana sy fehendrena lehibe indrindra" (ohatrohatr'izay ilay izy rehefa adika fa mbola eo am-pianarana teny arabo ny tena e).
Tsy lainga io an, anontanio ze silamo fa tena izany, mila mahazo orgasme aloha ilay ramatoa izay vao mandefa ny azy rangahy, fa maro no tsy maharaka an'izany aloha eee!!!
Ndeh hanandrana kalou hihihi
29/06/2009, 22:48
Simp < ahihiko ho anisan' izany mihitsy ilay "qcq des pratiques moins courantes" koa ! Tsy vazivazy fa tena nandinika akaiky ny trangan-javatra rehetra voalaza aho.
29/06/2009, 22:24
ny tena fanotaniana dia hoe: nahoana no novaina io manuel io? zavatra tsy hita izay maharatsy azy :) tokony ampiana aza hoe... manaiky trio :roll: 8)8)
29/06/2009, 21:17
Fa ireo mihitsy no revina tavany é!vita ny an'ny kofy vao miainga ny sy fa raha tsy izany dé miala any ny 2°bureau manao ny asan'ny remplacente,ny orinasa tsy maintsy miodina.
29/06/2009, 19:18
ary noheveriko fa resaka TIKO anie ilay soratra e...
namaky ilay lohateny aho tary dia hoe fa naninona indray Tiko...
29/06/2009, 19:16
mampihomehy koa izany katolika taloha izany...
29/06/2009, 17:03
rhôôôôôôôôôôôôôôôô " faites en sorte de ne pas l'ennuyer en parlant car les centres d'intérêt des femmes sont souvent insignifiants comparés aux hommes "...
Bebenay manana io manuel io, mbola anaty vata vy izay ilay hatr@ zao...
29/06/2009, 15:14
Sôlafa nanambady an'i patron no mety an'izao. VAkio tsara dia eritrereto tsara ny zava-mitranga, tsy misy dikany mihitsy ianao fa dia nofo mitsangana fangalana fahafinaretana ara-...nofo fontsiny.
29/06/2009, 13:58
Eny e, marina tokoa aloha ny voalazan'i Kdaomba hoe "somary trop" io raha jerena amin'ny fomba fijery ankehitriny e.
Aiza ve ka hoe efa avy nahazo fahafinaretana sy renoka ralehilahy, izay vao mahazo manosotra menaka tarehy sy manamboamboa-tena ravehivavy.
29/06/2009, 00:34
Nanaitra ahy ilay "si votre mari suggère l'accouplement" !!! ha ha ha, Un semblant de gémissement lui ferait plaisir, ôsy e ry lehilahy e !
29/06/2009, 00:31
LeRastah < mba asehoy ahy hoe izany toromarika izany azafady fa liana aho, tokony mba nifanahatsahana ihany mantsy ny zavatra lazaina amin'ny 2 tonta. Toa natao fitaovana fanomezana fiadanana ara-nofo an-dralehilahy fontsiny ny vehivavy t@ izany fotoana izany raha araka ny voasoaratra.
katolika < ie, marina izany.
29/06/2009, 00:23
Ampitahao kosa anie ny habetsahan'ny fisaraham-panambadiana tamin'izany andro izany sy ny amin' izao fotoana izao, dia ho hitanao fa misy ilana azy ihany io.
Fanampin'izany, ny lehilahy koa anie ka nahazo toromarika mitovitovy amin' io, fa tsy ny vehivavy ihany.
29/06/2009, 00:02
Efa navalon'ny tantara ireny ra kidaomba a! efa talohan'ny 1963-65, vanim-potoana nanantantara teo @ fiangonana katolika. Tsara ho tadidy tokoa ho fanombanana ny dingana vitan'ny fiangonana hatramin'io ka hatramin'izao.