14 Novambra, 2009 10:51
Ankamantatra kely
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (23) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]

Taiza ary aho no nanao vakansy ? Fantarao ve io toerana io e ?
14 Novambra, 2009 10:51

Taiza ary aho no nanao vakansy ? Fantarao ve io toerana io e ?
16/11/2009, 18:48
Izaho koa ry ikalamako vao saika hitsatoka hoe Australie angamba. :-)
Hay ve ka Maorisy. Tsy naha-Rastah an'i Rastah indray iny ankitsatoka iny.
16/11/2009, 13:03
hihihi - toa milamina be loatra ilay izy fa tsy toa ny aty aminay samy manao zay danin'ny kibony eny an-dalana, dia tena hoatran'ny tonga dia nampieritreritra ahy hoe conduite à droite io zany raha tsisy fiara milahatra eo akaikiny.
Dia nefa raha tsy tany @ metropole njy sady tsy taty europe dia tany Maurice angamba zany hoy aho - hihihi (sinon saika nataoko hoe australie lollll)
16/11/2009, 09:46
Ha ha ha, tena mahay Ikalamako ity an ! tena ahn kay no nahatongavan'ny eritreritr'indry hoe any Maurice io ?
Ary I Simp tena gravy be raha andinika. Tena tsy nampoiziko indray ty lokona tognotra panneau ity, teo aho vao nitady hoe azia ary izany :))
LeRastah < voasongona i toi !
Faha < tsy tia lela intsony ny saka akia fa manome azy daholo ny rehetra :)
Fa tany tena tsara i Maurice ry ireto a ! tena any ny chomage presque à 0%, ary mahay maka olona izy @ tourisme, mbola lavitra be i Mcar mihoatra aminy. Ny ranomasina koa turquoise rahateo ary ambony be ny 1 euro = 42 rupees, hany ka resto foana no idirana any. Mivoatra daholo ny olona any fatsy mba gatés toy ny frantsay : samy mihoitra @ fiainana. Izay no azoko lazaina. SAdy MADIO (indd ny toilettes public voadio isaky ny 10mn) no sécurisés ny olona fa eran'ny làlana saika misy policiers avokoa mitandro ny filaminana.
16/11/2009, 00:40
ile Maurice io r'ikala e ?
15/11/2009, 23:52
Ny ahy efa hoe omeko ny saka ny lelako dia miandry valiny sisa e!Tsy azoko veroka hoe aia avao ro misy io toerana io akia Kidaomba a! :-)
15/11/2009, 23:30
double decker: bus misy etazy :)
ary marina ilay tsatopiso an ^:^
hafa mintsy nefa ny tany antsaiko mais bon tsy maintsy nitsatoka ah satria tsy mifanaraka @ le eritreretiko ny lokon'ny tongotra panneaux :-)
15/11/2009, 23:16
Simp < inona izany "decker" kay ?
15/11/2009, 22:40
LoL. Tsy leo izany i Rastah ry Kdaomba fa juste mbola mieritreritra fotsiny a. Mbola vaky ny loha ato miasa saina hoe mba aaaaaiza ary ity toerana ity. :-)
Ohatry ny mitovitovy amin'ny lalana avy any amin' ny aeroport Narita mankany ampovoan-tananan'i Tokyo. Nefa tsy misy soratra ka tsy azoko antoka.
15/11/2009, 22:34
in no lokon'ilay bus: mena grenat sa gris sa tango?
double decker ve sa tsia?
tsy hita tsara manko...
Tsatopiso: sao dia Maurice na Seychelles?
15/11/2009, 20:15
Leo be aho hoy i LeRastah izay ! omeko sopapa faharoa ve ?
15/11/2009, 18:08
OK
15/11/2009, 13:26
N2D < efa nolazaiko anao antsokosoko io :)
Le Rastah < non
15/11/2009, 11:04
Ekena ary fa atao hoe tsy any Eoropa. Raha mijery an' ilay soratra vaventy somary manjavona etsy amin' ilay rindrina aho, dia ataoko hoe angamba any South Korea ? (Seoul)
15/11/2009, 10:55
fantatro fa tsy hiteny a! lol
15/11/2009, 09:00
Bravo Ikalamako ! tu as fais une remarque pertinente. Mais ce n'est pas en Angleterre :)
15/11/2009, 03:40
hoatsan'ny any angletera fa hoatsan'ny conduite à droite zany ...sa ?
14/11/2009, 22:39
OMeko sopapa kely : toa nivoaka ny Europe aho t@ io !!!!
14/11/2009, 21:46
Tany London ve? Any England aloha ny fahitako azy zao.
14/11/2009, 20:30
Mandray anjara zah fa tsy haiko e! any frantsa any io
14/11/2009, 17:04
izaho koa nieritreritra hoe paris, fa mampisalasala ahy ilay bus menamena io, ohatran ny tsy nice koa fa nica ve ratsy andro be ohatran izao?
nefa mety hoe paris ihany e