24 Novambra, 2009 14:21
Miam miam tenda-kanina !
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sakafo ][ (10) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Inona hoy ianareo fa tsy raikitra ny mofo mangahazo tamin'ny week-end. Sady variana nanjaitra akanjo ihany io. Nifampitadiavana niaraka tamin'ny kafe fa angaha tssss .... aoka fontsiny hoa, resin'iny indray ny viennoiserie-mbazaha efa makaleo !
Asiana sambôsa kely indray @ ity herinandro ity dia lasa izao e ! Jenitra i Rasoa mitopatopa @ akanjo vao !





27/11/2009, 16:18
Miam miam ...
26/11/2009, 14:18
io indray le mofo mangahazo , hividy aho de ataoko ilay r7 @ alahady ry Kdaomba an!
25/11/2009, 13:06
Tena izay mihitsy no nataoko re7 akia, jereo amin'ny google, hoy aho anie etsy ambany, dia ho hitandry ny fanaovana azy e !
25/11/2009, 13:03
mipitrapitra fotsiny zah retsy mijery ireto izy lol. Nafangaro coco rapé kely io zao tena natsiro be ery , miam miam
25/11/2009, 10:23
Marary fo @zany eo fa :)) 'Ndana jereo amin'ny google hoe 'mofo mangahazo' dia ho hitanareo ny fanaovana azy ! De tsarovy i Kdaombaramita rehefa mihinanna azy an :))
25/11/2009, 08:32
Tendakanina tssssss! lol
Ahn andefasa ramanonaka ve njy e!
25/11/2009, 00:45
hita wa
mampilendalenda fotsiny
ratsy toetra zany ra ol :-P
24/11/2009, 22:07
Alefaso ny recette Kdaomb a ! fa aza mampilendalenda anay fotsiny koh ! :)
24/11/2009, 20:41
Za < efa lany vao tonga ise kou ! hi hi hi !
24/11/2009, 17:55
mampilendalenda tssss,tsy nanasa akory fa vita vao tantaraina