11 Jiona, 2008 21:40
Hitako daholo
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Etsy sy eroa ][ (13) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Tandremo sao manaonao foana eto imasoko eto fa itako eto amin'ny écran daholo ianareo rehetra ireo an ! Tandremo dia tandremo mihitsy.
12/06/2008, 21:24
bouknouzatsa < tsy misy mahamenatsa io r'ise a ! Roa karazana ihany izy ireny mantsy ka efa hay tsy ankijery.
Tandremo ihany hoa indd ianareo izay misy écran tsy lavitra ny fandriana ka mitondra ilay tokin'ny aina eo anilanareo manao koragno mangingina. Hi hi hi ! KDÔMBITAH !
12/06/2008, 20:05
Lalina tokoa iny zaza misy zizi ao an-damosina iny ry Lalasoa.
Araka ny voalazan-dry zareo dia hoe "fetus in fetu" hono no antony nahatonga an'ilay fisehon-javatra.
Izany hoe: saika zaza kambana izy tany am-boalohany, saingy ilay zaza faharoa kosa tsy nitombo ara-dalana fa "voafono" (enveloppé) tao anatin'ilay zaza iray izay nitombo ara-dalana.
Rehefa izany dia désintegré tsikelikely tao ireo taovany, fa ilay zizi kely io izany no sisa tavela teo an-damosin'ilay kambana taminy.
Tsy fahita firy hono ny "" fa zaza iray isaky ny 500.000 ateraka no mety itrangan'io.
12/06/2008, 18:18
Oay, azafady ry Kdaombitah fa lasa aty amin'ny blaoginao no nandefasako ilay izy!
adinoko koa ny niteny hoe pas pour les âmes sensibles!
azafady simp a!
12/06/2008, 18:14
zizi ivoho :P
12/06/2008, 18:13
lalasoa,
kay mampihorin-koditra ny poziny
12/06/2008, 17:25
Ato ilay sary raha hijery:
http://www.expressen.se/nyheter/1.1195542/babyn-foddes-med-snopp-pa-ryggen
12/06/2008, 17:11
Miresaka masoivoho ikalamako ka tsaroako tampoka: hitanareo ve ilay zaza sinoa misy zizi koa ao an-damosiny?
12/06/2008, 15:49
Menatsa B. zah raha hitan'i Kdaombitah amin'ny paoziko ato.
12/06/2008, 15:33
aiza ary za zao
12/06/2008, 13:56
nareo koa rangahy tena tssssssss!
nanao ahn ihn ny fiafaran'ny ady hevitra momba ilay sipa virja iny hn?