Ampitahao kosa anie ny habetsahan'ny fisaraham-panambadiana tamin'izany andro izany sy ny amin' izao fotoana izao, dia ho hitanao fa misy ilana azy ihany io.
Fanampin'izany, ny lehilahy koa anie ka nahazo toromarika mitovitovy amin' io, fa tsy ny vehivavy ihany.
Mazotoa mamaky ary raha misy fanontaniana tianao hapetraka hanampiana anao dia apetraho fa valiako raha mbola azoko atao. Mirary soa hatrany, dia misaotra nandalo e.
28/06/2009, 22:31
LeRastah < mba asehoy ahy hoe izany toromarika izany azafady fa liana aho, tokony mba nifanahatsahana ihany mantsy ny zavatra lazaina amin'ny 2 tonta. Toa natao fitaovana fanomezana fiadanana ara-nofo an-dralehilahy fontsiny ny vehivavy t@ izany fotoana izany raha araka ny voasoaratra.
katolika < ie, marina izany.
28/06/2009, 22:23
Ampitahao kosa anie ny habetsahan'ny fisaraham-panambadiana tamin'izany andro izany sy ny amin' izao fotoana izao, dia ho hitanao fa misy ilana azy ihany io.
Fanampin'izany, ny lehilahy koa anie ka nahazo toromarika mitovitovy amin' io, fa tsy ny vehivavy ihany.
28/06/2009, 22:02
Efa navalon'ny tantara ireny ra kidaomba a! efa talohan'ny 1963-65, vanim-potoana nanantantara teo @ fiangonana katolika. Tsara ho tadidy tokoa ho fanombanana ny dingana vitan'ny fiangonana hatramin'io ka hatramin'izao.