13 Jolay, 2008 21:46
Hira namelan-kafatra
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Tahiry tsy adino ][ (23) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Nankaiza daholo ireo "mpibadabada efa zatra" eto amin'ny pejiko ? Toa an-dry : Ikalamako, Pissoa, Lalasoa, Tokinao, Simp, News2dago, Lhltrs, Maintikely, Johary, ... sy ireo mpandalo mamela hafatra. Inty hira namelan-kafatra ho anareo mpitsidika eto, dia araho sioka, tandremo ny manadino solonify ka rivotra no hifofofofo :
Rakoto "mafy loha" (Ny Railovy) (tohiny)
26 Mey, 2008 14:07
Neny tiana
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Tahiry tsy adino ][ (6) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Mère,
J’ai de toi une image
Qui ne vit qu’en mon cœur
Là, tes traits sont si purs
Que tu n’as aucun âge.
Là, tu peux me parler
Sans remuer les lèvres
Tu peux me regarder
Sans ouvrir les paupières.
Et lorsque le malheur
M’attend sur le chemin
Je le sais par ton cœur
Qui bat contre le mien.
Maurice Carême