15 Septambra, 2008 01:07
Vonjy
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Hehy ][ (6) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ahoana tokoa moa izany ? hi hi hi
KDÔMBITAH ! ! ! ! !!
15 Septambra, 2008 01:07
15/09/2008, 02:01
ny ahy mbola tsy maintsy ampiana tenin-drainilita fa aza ilaozana mihomehy eo an !
15/09/2008, 02:02
mdr be le lohabeko hihihihi
15/09/2008, 02:08
ie aleo ihany tokoa aloha manao traduction satria tsy fantatra izay hamponjy é!
:-)))
15/09/2008, 12:06
Mampieritreritra !
Hoy ilay mpampianatra .
Ny tora-pasika tsy lavitra
Mikasika farany ny tongotra
Kanefa miantso vonjy "help me"
Nahita maître nageur sexy !
Ka te ho raisiny en bikiny ?
15/09/2008, 22:45
tsy azoko?
15/09/2008, 23:00
Ô ry Simp a, tsy azonao ahoana e ? eritrereto hoe miletika manomboka ho maty an-drano ianao (atao hoe aty France) dia miantso² mafy hoe "au secour na vonjeo e !" . Scène be :) Ary raha cas contraire hoe aty Dago ianao no tratran'io nefa olona malagasy miteny gasy izao :) Ahoana tokoa moa no tena fomba fijery @izay ?
Tritriva < ary raha ery amoron'ny La Seine ianao no tratran'io dia tsy miady intsony ny bikini fa dia hoy ilay maître nageur hoe : veloma indd e !