« Mialoha | Manaraka»
18 Aogositra, 2009 00:08
Eh!Any izay ilay tany mamiko tsy foiko, ela tokoa no tsy nahenoko izany hira izany. Misaotra nizara
Ny vazivazy iray andalana re itsy.
Tena kanto tena kanto koa ilay hira. Mampahatsiaro ahy miaraka amin'ny dadanay mandeha fiara ho any Mangamila (Anjozorobe) fahiny. Fiainana daholo izany !
Efa fanintelony sahady aho no mihaino azy eto
Raha te hiverina ianao ka tena sitrakao dia ho tonga izany tsy ho faniriana ihany
Miainga amin'ny faniriana ny zava-drehetra ry Kdaombaramita.
Ho to ny vetsovetsonao. Kanto ny tononkalo.
DadaRabe
Tiako ilay nosy toa tongotr'ankavia Ilay tany niaviko GASIKARA tiako.
Maro no efa hita, betsaka no re, fa izy dia miavaka @ hatsaran-tarehy.
Maro ny toerana koboniny ho azy irery, tsy manam-pahataperany Ka mampirehareha.
Ho avy ny fotoana izay hiverenako any tsy izaho no hametra fa Izy miandry hatrany.
Hiverina aho, moa ve handalo ... ?
(Kdaombaramita 14/07/2009)
za ko tia ahy
je t'aime
na ilay hira dia efa mahatonga ilay ventso e,miampy ireto sary dia aoka fontsiny !Ehe mani-te hody arô (-:
poinsa tsara mihitsy an !
nostalizika be :P gasy ka manja eee ;-)
Fahatsiarovana izany ry Kdaombaramita ry hiverenana vetivety amin'ny omaly.
Mahereza foana é
Mahafinaritra Kdaomb a! biz
Endrey .... Ilay vazon'ny Tantsambo
Fifaliana ho ahy ny fandalovanao mitsidika, ka aza misalasala mamaky izay voasoratro sy mametraka hafatra. Indraindray misy tantaran'ilay tovovavy atao hoe Ketaka eto (feeling vaovao !) ary indraindray mamoaka ny hevitro aho.
Misaotra e !
Powered by Lifetype. Design by WPThemes.Info Converted to use with LifeType by James Huang. Valid XHTML and CSS
16/07/2009, 10:42
Eh!Any izay ilay tany mamiko tsy foiko, ela tokoa no tsy nahenoko izany hira izany.
Misaotra nizara
16/07/2009, 07:34
Ny vazivazy iray andalana re itsy.
15/07/2009, 17:51
Tena kanto tena kanto koa ilay hira. Mampahatsiaro ahy miaraka amin'ny dadanay mandeha fiara ho any Mangamila (Anjozorobe) fahiny. Fiainana daholo izany !
Efa fanintelony sahady aho no mihaino azy eto
15/07/2009, 17:46
Raha te hiverina ianao
ka tena sitrakao
dia ho tonga izany
tsy ho faniriana ihany
Miainga amin'ny faniriana ny zava-drehetra ry Kdaombaramita.
Ho to ny vetsovetsonao.
Kanto ny tononkalo.
DadaRabe
14/07/2009, 23:58
Tiako ilay nosy
toa tongotr'ankavia
Ilay tany niaviko
GASIKARA tiako.
Maro no efa hita,
betsaka no re,
fa izy dia miavaka
@ hatsaran-tarehy.
Maro ny toerana
koboniny ho azy irery,
tsy manam-pahataperany
Ka mampirehareha.
Ho avy ny fotoana
izay hiverenako any
tsy izaho no hametra
fa Izy miandry hatrany.
Hiverina aho, moa ve handalo ... ?
(Kdaombaramita 14/07/2009)
13/07/2009, 20:41
za ko tia ahy
13/07/2009, 20:26
je t'aime
13/07/2009, 18:30
na ilay hira dia efa mahatonga ilay ventso e,miampy ireto sary dia aoka fontsiny !Ehe mani-te hody arô (-:
13/07/2009, 13:54
poinsa tsara mihitsy an !
12/07/2009, 17:26
nostalizika be :P
gasy ka manja eee ;-)
12/07/2009, 17:22
Fahatsiarovana izany ry Kdaombaramita ry hiverenana vetivety amin'ny omaly.
Mahereza foana é
12/07/2009, 15:07
Mahafinaritra Kdaomb a! biz
12/07/2009, 13:03
Endrey .... Ilay vazon'ny Tantsambo