04 Febroary, 2010 21:54
Caca pigeon rapide ...
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sakafo ][ (13) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ho antsika izay manan-janaka sy mahatsiaro ny tany @ tanàna dia ity misy fanaovana azy haingana sady tsy mila mividy lafarina sy atody sy ny sisa, tsy mila mamolavola, tsy manodina masinina :
Pour 4 personnes
Préparation: 10 min.
Cuisson: 15 min.
Ingrédients :
250 g de nouilles chinoises aux œufs
1 cuillerée à soupe d'huile d'arachide
1- Laisser tremper les nouilles dans de l'eau froide 30 minutes, ou jusqu'à ce qu'on peut les détacher les unes des autres. Ensuite, bien les égoutter, les arroser d'une cuillerée à soupe d'huile d'arachide et mélanger.
2- Dans une friteuse, porter sur feu vif 1 litre d'huile d'arachide à 200°C. Y plonger 1/4 des nouilles, laisser frire quelques secondes, jusqu'à ce qu'elles cessent de siffler et de gonfler.
3- A l'aide d'une passoire, retirer immédiatement les nouilles et les laisser égoutter sur du papier absorbant.
4- Terminer la cuisson du reste des nouilles.
5- Dresser les nouilles frites sur un grand plat. Servir.
Remarques :
1. Les nouilles frites peuvent se manger comme amuse-gueule, ou comme accompagnement de n'importe quel plat à la place du riz. Mais le plus souvent on les combine avec un plat sauté, par exemple Crevettes aux petits pois, Boeuf aux oignons, Poulet aux amandes, Calmar aux haricots verts, etc. Dans ce cas, on dispose les nouilles frites sur le pourtour d'un grand plat, et on verse le sauté au milieu du plat.
2. Les nouilles chinoises sont très longues et de ce fait symbolisent la longévité. Il est donc de bon ton de ne pas les couper.
Mazotoa homana ô 





23/02/2010, 17:28
Nannie < ny ahy anefa nikarepoka tsara fa saingy nijanona ho manify toy izy mbola maina ao anaty fonony ny habeny.
23/02/2010, 14:58
Nandramako io d tsara tokoa saingy toa tsy lasa tena mafy ohatran'ny caca pigeon ilay izy nefa tsy maninona fa natsiro, ka dia misaotra nizara e !
08/02/2010, 20:59
Perla Miangaly < Misaotra akia nitsidika. Mampihomehy tokoa ilay voalazan-dry LOL, tsy hita akia fa rehefa maika dia mitady fikafika daholo, recette sinoa itako tato anaty internet ihany io fa tsy noforoniko akory. Ny any Dago izao no mety tsra ilay pâtes vidina eny amoron-dàlana ireny satria tonga dia endasina nosady matavitavy ilay izy fa tsy mince loatra,no sady mbola lendena.
08/02/2010, 15:02
O ry kala a!!! Eritrereto kely angé ilay expression ity e,
"Ny tena malagasy, mihinana nouilles sinoa, any Frantsa, tsy haiko aloha na à la inona ny cuisson , na à la inona ny fihinanana azy hihihihih
Manala izany rafotsy a!!!!
Merci quand même pour l'esprit créatif e!!! hay rehefa manan-janaka mahita atao ô!!!!
08/02/2010, 00:15
izay woa tsy mivoaka le tantara rehefa io explorer io no ampiasaina noheveriko fa zah ihany no voa
08/02/2010, 00:14
Kdaomba aty tena feno mangahazo sady mipasaka be! fa omeko r7 indry fa tena tsy fahita any amintsika marina e! aoka fotsiny hihihi Takapa niakatra ville hihihi
07/02/2010, 23:09
HAFAHAFHA ILAY INTERNET EXPLORER FA BDB NY ZAVATRA TSY AVOAKANY @ ITY BLAOGIKO ITY ! OPERA IZAO NO AMPIASAIKO NA GOOGLE CHROME
07/02/2010, 22:01
Maeva < ary efa nanao ilay mofo mangahazo ve ndry klou e ?
07/02/2010, 19:41
hihihihi tena mampilendalenda izy izany ry Kdaomba.
Misaotra nizara fa tena hanandrana tokoa moa izany e!!
05/02/2010, 20:58
MAnahoana daholo,
Nanandrana io recette io aho androany ka izao no tsikaritro :
- tsy misy sira ireny pâtes ireny kay
- elaela vao dorée ilay izy
- mikarepoka tsara
- toy ny tsy misy atody ny tsirony
- mandroatra be ilay izy vao arotsaka ao anaty menaka mafana kamila mitandrina sao mihoatra ny vilany ny menaka (ny ahy ts'inona vilany kely no nanaovako azy aloha e)
- tsy nibontsina be izany akory ilay izy rehefa nendasina
- tsara ny tsirony
.... zay !
05/02/2010, 13:55
Misaotra e ! andramana izany caca pigeon izany :) A+
05/02/2010, 12:51
za n1 de mihinana fa tsy havanana @ fikarakarana
05/02/2010, 00:19
mmhhh hevitra mety ity aloha ann, andramana indray @ manaraka, mba miala @ fanodonana milina indray aloha
Misaotra indrindra e!