28 Aogositra, 2008 22:12
Tsy ho anao
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Hehy ][ (6) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ahatsiarovako ny fahazazako ity hira ity, fa tsara tokoa. Tena mahavit'azy ilay logiciel ka !
KDÔMBITAH ! ! ! ! !!
28 Aogositra, 2008 22:12
Ahatsiarovako ny fahazazako ity hira ity, fa tsara tokoa. Tena mahavit'azy ilay logiciel ka !
30/08/2008, 02:56
Mahafinaritra re ilay hira afa misaotra kdaombaramita a!
Mampanembona le izy :).
Sady mitovy @'iley tena izy mihitsy ny feonao a.
30/08/2008, 23:44
hi hi hi, menatsa be za fa tsy mitovy izany ny feo re !!!!! Ts'isy fisaorana r'ilay Koto a !
31/08/2008, 13:38
Manja ilay hiranao , tsy olana akory ra mivelana kely , rehefa eo ny fo dia mandeha lavitra ny feo .
Mahafinaritra ny hevitra eo amin'ny sary sovenira .
31/08/2008, 17:04
MAhafinaritra ! mampanembona ny fahiny.
Misaotra mitondra hira Kdaombaramita à
31/08/2008, 18:53
io ilay manamafy fa "iray" dabilio isika - hihihi
(azo angalarina ampidirna anaty cahier de chant ve izy ity ? mandra-pamalin-dry azy dia efa tafiditra izy fa miala tsiny @ droà dôtera, lol). Mba sovenira akia a !
01/09/2008, 13:06
Tritriva < Misaotra e ! Tena favy tokoa io hira io rehefa henoina ny arrangement-ny sy ny feonkira, toy ny mihaino an'i Earl Klugh aho mahare ilay izy.
Dadarabe < ie, tena fony kely aho no fandreko amin'ny radio io hira io, mampanembona tokoa. Tsy haiko raha mitovy génération ve isika angambany.
Ikalamako < njy njay mantsy io sady mangataka no maka io an ! Passer-o aty aloha izany cahier de chant izany jereko fa tss ! Ny ahy ato efa "vtraky" be ny hira ao anatiny.