21 Septambra, 2011 20:52
Fahiny any izany !
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Tahiry tsy adino ][ (0) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ilay amin'ny sary voalohany : où est l'intrus ?
Sary farany : aiza izany toerana izany, ary mbola misy ve ilay volamena ao ? Oviana indray ny teny malagasy no misy teboka 2 eo ambony "e" ? Ah ah ah !
Sary fahadimy : kahie "Akanga" sy kahie "Omby" no tadidiko.
...... Ry neny ô, Bakomanga ô !!!!!