24 Aprily, 2008 16:25
Salegy (akarina)
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Sary ][ (5) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Ny hiran'izy ireo no niangaly ny anganontsika rehefa alakamisy hariva taloha !
Misaotra an'i Johary manokana aho !






24/04/2008, 17:35
eka ouz,
kdaombitah !
29/04/2008, 14:28
Fandihizana taloha tokoa moa izany an! "mandany resaka" moa dia natao andihizana ampahanginana mihintsy !!! Dia ho fahatsiarovana ve sisa ireny miozika fahiny ireny ?
24/09/2008, 04:33
Mahay Ranarison ka! Miaky azy aho.
Misy azo hiainoana ireo hira ireo ve r'ise? Izaho dia mitady mafy an'i "RAZAFINDRAHETY" sy "MANDANY RESAKA".
Misaotra mialoha
23/10/2008, 22:04
Misaotra mampitsiahy retsy a
23/10/2008, 22:34
Gasy tsy very < asa raha misy amin'ny youtube sy ny dailymotion
Veloo < ty misy fisaorana fa izaho misaotra anao nitsidika teto.