Ny tena mba nahavariana ahy ny tantarain'ny olona hoe nisy tableau (moa izy izay ?) hoe mouchoir vita tamin'ny tranonkala no tao anatiny ! Incroyable an !
Indray mandeha tsy niverina za no tao. 12taona angamba. Ndrisy fa tena tsy tadidiko tsara ny hitako tao :(
Nikasa ny hiverina kay may ilay izy!ndrisy mantsy
Mbola zaza aho no niditra tao voalohany. Dia tena nivanaka mihintsy indrindra teo amin'ilay nisy kilalao, izany hoe boîte à bijoux dia misy ilay miozika sy ilay saribakoly mandihy eo amboniny.
Tsaroako koa ny efitra iray nisy squelette ohatry ny any amin'ny salle anatomie ireny ka tonga dia "ento aho ratongotro" amin'ny tahotra.
Taloha elabe tokoa izany satria mbola zanatany isika tamin'izany !
Ny Rova. Tena nampalahelo tokoa ny nahamay an'izy io satria harena sarobidy nirakitra ny tantaram-pirenena Malagasy tena izy talohan' ny fanjanahan-tany.
ouuuuh ! domazy zany...
Zah kosa efa mba imbetsaka no tao e, tamin'ny mbola kely dia nentina tany, dia nony lehibebe dia niaraka tamin'ny kilasy (tsy tadidiko na tamin'izaho mpianatr'i mera na saint laurent ambohimanoro tokoa k'ity !) dia nony tena lehibe dia nitondra torista rainiboto mijery ny Rova. Nanambintana aho izany e hihihi
Hampiditra hevitra
Momba ahy
Fifaliana ho ahy ny fandalovanao mitsidika, ka aza misalasala mamaky izay voasoratro sy mametraka hafatra. Indraindray misy tantaran'ilay tovovavy atao hoe Ketaka eto (feeling vaovao !) ary indraindray mamoaka ny hevitro aho.
13/12/2008, 09:31
za tena efa nifoka rongony tao @ rova izy efa may de za ko tena in_2 fotsiny no tao sady efa pipil kely
15/05/2008, 22:52
Salut daholo,
Ny tena mba nahavariana ahy ny tantarain'ny olona hoe nisy tableau (moa izy izay ?) hoe mouchoir vita tamin'ny tranonkala no tao anatiny ! Incroyable an !
15/05/2008, 20:43
za koa in-2 fotsiny no teny t@ mbola kely d may lery... tsisy tadidiko akory fa lazain'ny RAD fotsiny hoe efa in-2 ela no teny d zay :'(
15/05/2008, 13:06
Indray mandeha tsy niverina za no tao. 12taona angamba. Ndrisy fa tena tsy tadidiko tsara ny hitako tao :(
Nikasa ny hiverina kay may ilay izy!ndrisy mantsy
15/05/2008, 02:56
Mbola zaza aho no niditra tao voalohany. Dia tena nivanaka mihintsy indrindra teo amin'ilay nisy kilalao, izany hoe boîte à bijoux dia misy ilay miozika sy ilay saribakoly mandihy eo amboniny.
Tsaroako koa ny efitra iray nisy squelette ohatry ny any amin'ny salle anatomie ireny ka tonga dia "ento aho ratongotro" amin'ny tahotra.
Taloha elabe tokoa izany satria mbola zanatany isika tamin'izany !
15/05/2008, 00:52
Ny Rova. Tena nampalahelo tokoa ny nahamay an'izy io satria harena sarobidy nirakitra ny tantaram-pirenena Malagasy tena izy talohan' ny fanjanahan-tany.
14/05/2008, 18:09