29 Aprily, 2009 13:50
Misy saina ve ny akoho ?
Nampidirin'i kdaombaramita, Sokajy [ Hehy ][ (6) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]

Efa atsy ho atsy no haniry nify ny akoho satria misy nify ilay alika ! Jereo itony izy na ny akohovavy manan-janaka ary mahavatra manafana ny zanaky ny hafa razana aminy. Efa hanome
....... lesona antsika ny biby
......... atsy ho atsy .......... angambany ! Dray dray dray, tsy ho hitako anie izany
.



Bla bla bla : mety ilain'ny Hery ilay hira "cot cot cot" fa mandaitra be, mahafatifaty. Sarobabay, izay voa aza tezitra ô
!
